-
Joba 29:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nanaovako foana toy ny akanjo ny fahamarinana;
Toy ny akanjo lava* sy satroka lamba tsy miala eny amiko ny fampiharako ny rariny.
-