-
Joba 13:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Gejainao amin’ny gadra hazo* ny tongotro,
Arahinao maso ny diako rehetra,
Ary marihinao ny dian-tongotro tsirairay.
-
-
Joba 14:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Fa amin’izao aloha, dia tsy mitsahatra manisa ny diako tsirairay ianao;
Tsy mandinika afa-tsy ny fahotako ianao.
-
-
Joba 31:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Tsy mahita ny lalako angaha Andriamanitra,+
Ary tsy manisa ny diako rehetra angaha izy?
-