FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 20:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia niteny taminy tao amin’ny nofy Andriamanitra hoe: “Fantatro fa tamin’ny fo madio no nanaovanao an’izao, ka nosakanako tsy hanota amiko ianao. Izany no antony tsy namelako anao hikasika azy. 7 Avereno àry ny vadin’io lehilahy io, satria mpaminany+ izy. Dia hitalaho ho anao+ izy mba tsy ho faty ianao. Fa raha tsy averinao ilay vehivavy, dia fantaro fa tena ho faty ianao sy ny ankohonanao manontolo.”

  • Matio 27:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ankoatra izay, tamin’i Pilato mbola nipetraka teo amin’ny toeram-pitsarana iny, dia nisy olona nirahin’ny vadiny hiteny taminy hoe: “Aza midikiditra amin’ny raharahan’io olo-marina io ianao, fa nijaly be aho androany fa nanonofy azy halina.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara