2 Mpanjaka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nidina àry i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia lasa hoatran’ny nofon-jazalahikely+ indray ny nofony, ka nadio+ izy.
14 Lasa nidina àry i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia lasa hoatran’ny nofon-jazalahikely+ indray ny nofony, ka nadio+ izy.