-
Ohabolana 1:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Aza manaiky, anaka, raha misy mpanota mitady hitaona anao,+
-
-
Ohabolana 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Aza manaraka azy ireo, anaka.
Aza mandeha amin’ny lalany mihitsy.+
-
Ohabolana 4:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Aza mankany amin’ny lalan’ny ratsy fanahy,
Ary aza mandeha eny amin’ny lalan’ny olon-dratsy.+
-
-
-