Deoteronomia 10:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tantara 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa matahora an’i Jehovah.+ Tandremo tsara izay ataonareo, fa tsy mba manao ny tsy rariny i Jehovah Andriamanitsika,+ sady tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly.”+ Asan’ny Apostoly 10:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa tsy mijery tavan’olona* Andriamanitra.+ Efesianina 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary ianareo tompo, ataovy hoatr’izany foana koa ny mpanomponareo ka aza mandrahona azy. Fantatrareo mantsy fa any an-danitra ilay Tompon’izy ireo sady Tomponareo,+ ary tsy mba mijery tavan’olona* izy.
7 Koa matahora an’i Jehovah.+ Tandremo tsara izay ataonareo, fa tsy mba manao ny tsy rariny i Jehovah Andriamanitsika,+ sady tsy mba miangatra+ na mandray kolikoly.”+
9 Ary ianareo tompo, ataovy hoatr’izany foana koa ny mpanomponareo ka aza mandrahona azy. Fantatrareo mantsy fa any an-danitra ilay Tompon’izy ireo sady Tomponareo,+ ary tsy mba mijery tavan’olona* izy.