FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 9:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Mitovy ihany izany. Izany no antony ilazako hoe:

      ‘Samy haringany ihany na ny tsy manan-tsiny* na ny ratsy fanahy.’

      23 Raha misy ranotrambo mahafaty tampoka,

      Dia hihomehezany ny famoizam-pon’ny tsy manan-tsiny.

      24 Natolotra ho an’ny ratsy fanahy ny tany;+

      Manampina ny mason’ny* mpitsaran’ny tany izy.

      Raha tsy izy no manao an’izany, dia iza?

  • Joba 34:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Izao mantsy no nolazainy: ‘Tsy mahasoa ny olona

      Ny miezaka mampifaly an’Andriamanitra.’+

  • Salamo 73:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara