FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 42:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Amin’ny antoandro, dia hasehon’i Jehovah hoe tia ahy sy tsy mivadika amiko izy,

      Ary amin’ny alina, dia hihira momba azy aho—hivavaka amin’ilay Andriamanitra nanome aina ahy.+

  • Salamo 149:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aoka ireo olona tsy mivadika hifaly noho ny voninahitra azony;

      Aoka izy ireo hihoby eo am-pandrianany.+

  • Asan’ny Apostoly 16:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Nivavaka sy nihira fiderana ho an’Andriamanitra+ anefa i Paoly sy Silasy tamin’ny misasakalina tany ho any, ary nihaino azy ireo ny voafonja hafa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara