-
Daniela 9:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 “Koa niandry foana ianao, Jehovah ô, dia farany nandefa loza taminay. Manao ny rariny amin’izay rehetra ataonao mantsy ianao, ry Jehovah Andriamanitray, saingy tsy nankatò ny teninao izahay.+
-