Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka faran’izay lalina.+ Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+ Fa izaho kosa hatoky anao.
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka faran’izay lalina.+ Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+ Fa izaho kosa hatoky anao.