FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 34:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Mety ho faty tampoka+ amin’ny misasakalina+ izy ireny;

      Tora-kovitra izy ireny ary maty;

      Na ny mahery aza esorina, nefa tsy tanan’olona no hanala azy.+

  • Salamo 33:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Tsy misy mpanjaka voavonjin’ny tafika lehibe ananany;+

      Ny lehilahy matanjaka tsy voavonjin’ny hery lehibe ananany.+

  • Ohabolana 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Tsy hisy hilana azy ny harena* amin’ny andro fahatezerana,*+

      Fa ny fahamarinana kosa no hamonjy ny olona tsy ho faty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara