Joba 38:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Kibon’iza no nivoahan’ny ranomandry?Ary iza no niteraka ny lanezy manify avy any an-danitra+30 Rehefa toy ny hoe saron’ny vato ny rano,Ary mivaingana ny fanambonin’ny rano lalina?+
29 Kibon’iza no nivoahan’ny ranomandry?Ary iza no niteraka ny lanezy manify avy any an-danitra+30 Rehefa toy ny hoe saron’ny vato ny rano,Ary mivaingana ny fanambonin’ny rano lalina?+