FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 9:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa natsotran’i Mosesy hanondro ny lanitra ny tehiny. Dia nandefa kotroka sy havandra i Jehovah, ary nisy afo* nilatsaka tamin’ny tany. Ary nampilatsaka havandra be dia be tany Ejipta i Jehovah.

  • 1 Samoela 12:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy fotoana fijinjana varimbazaha ve izao? Hiantso an’i Jehovah anefa aho mba hampisy kotroka sy orana. Dia ho fantatrareo sy ho azonareo fa tena ratsy ny nataonareo teo imason’i Jehovah, satria nangataka mpanjaka ho anareo ianareo.”+

      18 Dia niantso an’i Jehovah i Samoela, ka nampisy kotroka sy orana i Jehovah tamin’iny andro iny. Koa natahotra be an’i Jehovah sy Samoela ny vahoaka manontolo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara