FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 18:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Nandritra izany fotoana izany, dia lasa feno rahona mainty ny lanitra ary nifofofofo ny rivotra, ka nirotsaka ny oram-be nivatravatra.+ Dia nitaingina ny kalesiny i Ahaba, ary nankany Jezirela.+

  • Joba 36:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Iza no mahafantatra ny fivelaran’ny rahona,

      Sy ny kotroka avy ao amin’ny tranolainy?*+

  • Joba 36:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ireny no amelomany ny firenena;*

      Manome sakafo be dia be ho azy ireo izy.+

  • Joba 38:25-27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Iza no nanao lakandrano ho an’ny tondra-drano,

      Sy lalana ho an’ny rahon’oram-baratra,+

      26 Mba hampilatsaka orana any amin’ny tany tsy misy olona,

      Dia any an-tany efitra tsy misy mponina,+

      27 Sy mba hahavonto rano ny tany ngazana ravarava,

      Ka hampitsimoka ny ahitra?+

  • Jakoba 5:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Olona nanana fihetseham-po hoatran’ny antsika ihany i Elia. Nivavaka mafy anefa izy mba tsy hilatsaka ny orana, dia tsy nisy orana teo amin’ilay tany, nandritra ny telo taona sy tapany.+ 18 Nivavaka indray izy avy eo, dia nilatsaka ny orana, ka nahavokatra ilay tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara