-
Isaia 44:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Izao no tenin’i Jehovah, ilay Mpanavotra anao,+
Dia ilay namolavola anao hatrany an-kibo:
“Izaho no Jehovah, ilay nanao ny zava-drehetra.
Iza no nanampy ahy tamin’izany?
-