Salamo 74:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nasianao fetrany ny faritra rehetra eto an-tany,+Ary nanao ny fahavaratra sy ny ririnina ianao.+ Salamo 89:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao ny lanitra, ary anao ny tany;+Ianao no nanao ny tany lonaka sy izay rehetra eo aminy.+