-
Eksodosy 9:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia nilatsaka ny havandra, ary nisy afo nitselatselatra teny anelanelany. Tena be dia be mihitsy ilay havandra, ary mbola tsy nisy hoatr’izany eran’i Ejipta hatrizay naha firenena azy.+
-
-
Ezekiela 13:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Tezitra be aho ka hataoko misy tafio-drivotra mifofofofo, sady hataoko avy be ny orana dia hisy riaka be. Hisafoaka koa aho ka hampilatsaka havandra mandravarava.
-