-
1 Samoela 12:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Dia niantso an’i Jehovah i Samoela, ka nampisy kotroka sy orana i Jehovah tamin’iny andro iny. Koa natahotra be an’i Jehovah sy Samoela ny vahoaka manontolo.
-
-
Jeremia 5:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tsy mba miteny anakampo izy ireo hoe:
“Andao amin’izay isika hatahotra an’i Jehovah Andriamanitsika,
Ilay manome antsika orana amin’ny fotoanany,
Dia ny oram-pararano sy ny oran-dohataona,
Ilay manome antoka antsika fa ho tonga amin’ny fotoana voatondro ireo herinandro fijinjana.”+
-