-
Nahoma 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Namiravira haza ilay liona, ary nataony ampy ho an’ny zanany ilay izy.
Nanakenda haza ho an’ireo liona vavy koa izy,
Dia nofenoiny haza tao anatin’ny lavaka misy azy,
Ary nofenoiny biby noviraviraina ny toerana ipetrahany.
-