-
Mpitsara 5:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly,
Satria nihazakazaka mafy be ny soavalilahy.+
-
-
Salamo 32:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Aza manao hoatran’ny soavaly na ny ramole tsisy saina.+
Tsy maintsy tazonina amin’ny lamboridy na tady izy mba tsy hitrifana,
Amin’izay izy vao hanatona anao.”
-