-
Isaia 5:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Fa maranitra ny zana-tsipìkany,
Sady efa ataony vonona hitifirana* ny tsipìkany rehetra.
-
-
Jeremia 8:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nihaino sy nanongilan-tsofina aho, nefa tsy marina ny zavatra noresahin’izy ireo.
Tsy mba nisy nibebaka tamin’ny faharatsiany, na niteny hoe: ‘Fa inona ity nataoko?’+
Samy miverina manao ny fanaon’ny besinimaro izy ireo, toy ny soavaly miriotra ho any an’ady.
-