Ohabolana 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha avelanao hitopy any amin’ny harena ny masonao, dia tsy ho hitanao akory izany.+Fa haniry elatra izany ka hanidina eny amin’ny lanitra toy ny voromahery.+ Isaia 40:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
5 Raha avelanao hitopy any amin’ny harena ny masonao, dia tsy ho hitanao akory izany.+Fa haniry elatra izany ka hanidina eny amin’ny lanitra toy ny voromahery.+