Joba 33:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy marina anefa izany teninao izany, ka hovaliako ianao: Lehibe lavitra noho ny olombelona mety maty Andriamanitra.+ 13 Nahoana ianao no mitaraina momba Azy?+ Satria ve hoe tsy nisy novaliany ny teninao?+ Isaia 45:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hahita loza izay miady* amin’ny Mpanao azy!*Vakim-bilany tanimanga fotsiny mantsy izy,Miaraka amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany. Ny tanimanga ve dia hilaza amin’ny Mpanefy* hoe: “Fa inona koa ity amboarinao?”+ Ary ny zavatra namboarinao ve dia hiteny hoe: “Tsy manan-tanana ianao”?*
12 Tsy marina anefa izany teninao izany, ka hovaliako ianao: Lehibe lavitra noho ny olombelona mety maty Andriamanitra.+ 13 Nahoana ianao no mitaraina momba Azy?+ Satria ve hoe tsy nisy novaliany ny teninao?+
9 Hahita loza izay miady* amin’ny Mpanao azy!*Vakim-bilany tanimanga fotsiny mantsy izy,Miaraka amin’ny vakim-bilany hafa eo amin’ny tany. Ny tanimanga ve dia hilaza amin’ny Mpanefy* hoe: “Fa inona koa ity amboarinao?”+ Ary ny zavatra namboarinao ve dia hiteny hoe: “Tsy manan-tanana ianao”?*