-
Genesisy 20:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Dia nitalaho tamin’Andriamanitra i Abrahama, ka nositranin’Andriamanitra i Abimeleka sy ny vadiny ary ny mpanompovaviny, dia afaka niteraka indray izy ireo.
-