-
Joba 7:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Nahoana ianao no tsy mamela ny heloko,
Ary tsy manadino ny fahadisoako?
Fa efa hatory eo amin’ny vovoka+ aho,
Ary hitady ahy ianao, nefa tsy ho eo intsony aho.”
-