-
1 Mpanjaka 19:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Izy kosa nandeha lalana indray andro tany an-tany efitra. Dia nipetraka teo ambany anjavidy iray izy, ary nangataka ny ho faty. Hoy izy: “Aoka izay! Esory amin’izay ny aiko,+ Jehovah ô, fa tsy tsara noho ny razambeko aho.”
-
-
Joba 10:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Maharikoriko ahy ny fiainako.+
Havoakako daholo ny fitarainako.
Hiteny aho fa mangidy loatra ny fiainako!
-
-
Jona 4:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Jehovah ô! Esory re ny aiko e, fa aleoko maty toy izay velona.”+
-