Ezekiela 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo. Efesianina 4:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tokony hanavao ny toe-tsainareo*+ foana koa ianareo,
19 Homeko fo iray*+ izy ireo, ary toe-tsaina vaovao no hataoko ao aminy.+ Dia hesoriko ao anatiny ilay fo vato,+ ka homeko fo nofo*+ izy ireo.