FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 22:18, 19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Izao kosa lazaina amin’ny mpanjakan’ny Joda, izay naniraka anareo hanontany an’i Jehovah: “Izao no nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely momba an’izay henonao: 19 ‘Mora nandray anatra* ny fonao ka nanetry tena+ teo anatrehan’i Jehovah ianao, rehefa nandre ny nanamelohako an’ity toerana ity sy ny mponina ao aminy.—Nilaza mantsy aho hoe hihorohoro ny olona hahita an’izay hanjo azy ireo ary ho voaozona izy ireo.—Ary nandrovitra ny akanjonao+ ianao ka nitomany teo anatrehako. Noho izany, dia nihaino anao koa aho, hoy i Jehovah.

  • 2 Tantara 33:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary nivavaka tamin’Andriamanitra foana izy. Dia lasa nangoraka azy Andriamanitra noho izy niangavy azy foana, ka nihaino ny fitalahoany famindram-po. Koa naveriny ho mpanjaka tany Jerosalema indray izy.+ Lasa fantatr’i Manase àry fa i Jehovah no tena Andriamanitra.+

  • Salamo 22:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Salamo 34:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ohabolana 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Isaia 57:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 15:22-24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Lioka 18:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara