Salamo 57:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Voahodidin’ny liona aho;+Voatery matory eo anivon’ny olona te handrapaka ahy aho.Toy ny lefona sy zana-tsipìka ny nifin’izy ireoAry toy ny sabatra maranitra ny lelany.+ Salamo 59:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jereo izay mivoaka* amin’ny vavany;Hoatran’ny sabatra ny molony,+Fa hoy izy ireo: “Iza moa no maheno antsika?”+
4 Voahodidin’ny liona aho;+Voatery matory eo anivon’ny olona te handrapaka ahy aho.Toy ny lefona sy zana-tsipìka ny nifin’izy ireoAry toy ny sabatra maranitra ny lelany.+
7 Jereo izay mivoaka* amin’ny vavany;Hoatran’ny sabatra ny molony,+Fa hoy izy ireo: “Iza moa no maheno antsika?”+