Salamo 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa izaho matoky hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao;+Hifaly ny foko noho ny asa famonjena ataonao.+ Salamo 147:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa ny olona matahotra azy+ no mahafinaritra an’i Jehovah,Dia ireo miandry hoe hanehoany fitiavana sy tsy fivadihana.+
5 Fa izaho matoky hoe be fitiavana sy tsy mivadika ianao;+Hifaly ny foko noho ny asa famonjena ataonao.+
11 Fa ny olona matahotra azy+ no mahafinaritra an’i Jehovah,Dia ireo miandry hoe hanehoany fitiavana sy tsy fivadihana.+