Salamo 89:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao;+Eo anatrehanao ny fitiavana sy ny tsy fivadihana.+ 1 Petera 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.
14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao;+Eo anatrehanao ny fitiavana sy ny tsy fivadihana.+
23 Tsy mba nanambanimbany* izy+ rehefa nisy nanambanimbany.*+ Tsy mba nandrahona izy rehefa nijaly,+ fa nanankina ny fiainany kosa tamin’Ilay mitsara+ araka ny rariny.