19 Niakatra nankany amin’i Saoly tao Gibea+ ny lehilahy tao Zifa tatỳ aoriana, ka niteny hoe: “Miafina any akaikinay i Davida,+ eny amin’ny toerana sarotra aleha ao Horesa,+ eny amin’ny havoanan’i Hakila,+ eo atsimon’i* Jesimona.*+
26Tatỳ aoriana, dia tonga tany amin’i Saoly tany Gibea+ ireo lehilahy tao Zifa,+ ka niteny hoe: “Miafina any amin’ny havoanan’i Hakila, tandrifin’i Jesimona,* i Davida.”+