-
1 Tantara 12:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ary niasa tamin’i Amasay lehiben’ireo 30 lahy ny fanahin’Andriamanitra.+ Dia hoy izy:
“Anao izahay, ry Davida ô, ary manohana anao izahay, ry zanak’i Jese ô!+
Fiadanana, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana ho an’izay manampy anao!
Fa manampy anao ilay Andriamanitrao.”+
Dia noraisin’i Davida izy ireo, ka notendreny ho anisan’ny lehiben’ny andia-miaramila.
-