2 Samoela 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona koa i Jehovah, izay namonjy* ahy tamin’ny fahoriana rehetra,+ Salamo 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 37:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina;+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+
9 Hoy anefa i Davida tamin’i Rekaba sy Bana rahalahiny, zanak’i Rimona Berotita: “Raha mbola velona koa i Jehovah, izay namonjy* ahy tamin’ny fahoriana rehetra,+
39 Avy amin’i Jehovah ny famonjena ny olo-marina;+Izy no fiarovana mafy ho azy ireo amin’ny fotoam-pahoriana.+