Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+ Salamo 143:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+
7 Mba valio haingana aho, Jehovah ô!+Efa ho lany ny heriko.+ Aza mihodina tsy hijery ahy,*+Sao ho lasa hoatran’ireo midina any an-davaka* aho.+