-
2 Samoela 17:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary hoy i Ahitofela tamin’i Absaloma: “Mba avelao aho hifidy lehilahy 12 000, dia handeha hanenjika an’i Davida izahay rahalina.
-