2 Samoela 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanao sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny avy tany an-tanànany, tany Gilo,+ i Ahitofela+ Gilonita, mpanolo-tsain’i*+ Davida. Dia nihanitatra ilay fikomiana, ary nihabetsaka+ ny olona nanohana an’i Absaloma. 2 Samoela 16:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Noheverina ho toy ny torohevitra avy tamin’ilay tena Andriamanitra* mihitsy ny torohevitra nomen’i Ahitofela,+ tamin’izany andro izany. Na i Davida na i Absaloma, dia samy nieritreritra hoatr’izany momba ny torohevitra rehetra nomen’i Ahitofela.
12 Rehefa nanao sorona i Absaloma, dia nampanantsoiny avy tany an-tanànany, tany Gilo,+ i Ahitofela+ Gilonita, mpanolo-tsain’i*+ Davida. Dia nihanitatra ilay fikomiana, ary nihabetsaka+ ny olona nanohana an’i Absaloma.
23 Noheverina ho toy ny torohevitra avy tamin’ilay tena Andriamanitra* mihitsy ny torohevitra nomen’i Ahitofela,+ tamin’izany andro izany. Na i Davida na i Absaloma, dia samy nieritreritra hoatr’izany momba ny torohevitra rehetra nomen’i Ahitofela.