Joba 33:29, 30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ataon’Andriamanitra tokoa izany rehetra izany,Ataony indroa na intelo ho an’ny olona,30 Mba hampiverina azy tsy ho any an-davaka,*Ka ho afaka hanazava azy ny hazavan’ny fiainana.+
29 Ataon’Andriamanitra tokoa izany rehetra izany,Ataony indroa na intelo ho an’ny olona,30 Mba hampiverina azy tsy ho any an-davaka,*Ka ho afaka hanazava azy ny hazavan’ny fiainana.+