FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 108:2-5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mifohaza, ry zavamaneno fitendry ô! Ianao koa, ry harpa ô!+

      Hofohaziko ny maraina mangiran-dratsy.

       3 Hidera anao eo amin’ny vahoaka aho, Jehovah ô,

      Ary hihira fiderana* ho anao eo amin’ireo firenena.

       4 Fa tena lehibe ny fitiavanao ka tonga hatreny amin’ny lanitra,+

      Ary ny tsy fivadihanao mipaka hatreny amin’ny rahona.

       5 Misandrata any ambonin’ny lanitra, Andriamanitra ô!

      Enga anie ny voninahitrao hanerana ny tany manontolo!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara