Salamo 33:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ataon’i Jehovah tsy mahomby ny tetik’ireo firenena;+Ataony tsy tanteraka ny fikasan’ny* vahoaka.+