Salamo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ho fialofana* azo antoka i Jehovah ho an’izay ampahorina,+Dia fialofana azo antoka amin’ny fotoan-tsarotra.+ Salamo 62:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, fialofana* azoko antoka;+Tsy hangozohozo be loatra mihitsy aho.+
9 Ho fialofana* azo antoka i Jehovah ho an’izay ampahorina,+Dia fialofana azo antoka amin’ny fotoan-tsarotra.+
2 Izy tokoa no vatolampiko sy mpamonjy ahy, fialofana* azoko antoka;+Tsy hangozohozo be loatra mihitsy aho.+