2 Samoela 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana, dia notafihin’i Davida ny Filistinina,+ ka resiny.+ Ary nalainy teo an-tanan’izy ireo i Metega-ama.
8 Tatỳ aoriana, dia notafihin’i Davida ny Filistinina,+ ka resiny.+ Ary nalainy teo an-tanan’izy ireo i Metega-ama.