2 Samoela 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tsy maintsy matanjaka sy be herim-po+ isika, satria hiady ho an’ny vahoakantsika sy ho an’ny tanànan’ilay Andriamanitsika. I Jehovah koa hanao ny anjarany.”+ Salamo 44:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Noho ny herinao, dia ho vitanay ny hampihemotra ny fahavalonay.+Amin’ny anaranao no hanosihosenay an’izay manohitra anay.+
12 Tsy maintsy matanjaka sy be herim-po+ isika, satria hiady ho an’ny vahoakantsika sy ho an’ny tanànan’ilay Andriamanitsika. I Jehovah koa hanao ny anjarany.”+
5 Noho ny herinao, dia ho vitanay ny hampihemotra ny fahavalonay.+Amin’ny anaranao no hanosihosenay an’izay manohitra anay.+