Salamo 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,—Izay ihany no hotadiaviko—Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i JehovahAry hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,—Izay ihany no hotadiaviko—Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i JehovahAry hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+