FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Jehovah ô, aza mandà tsy hamindra fo amiko.

      Enga anie hiaro ahy foana ny fitiavanao sy ny tsy fivadihanao ary ny fahamarinanao!+

  • Salamo 143:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Aringano* ny fahavaloko,+ satria be fitiavana sy tsy mivadika ianao.

      Aripaho izay rehetra mampijaly ahy,+

      Fa mpanomponao+ aho.

  • Ohabolana 20:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Voaro ny mpanjaka raha be fitiavana sy tsy mivadika ary mitana ny teniny.+

      Maharitra eo amin’ny seza fiandrianany izy raha be fitiavana sy tsy mivadika.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara