FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 58:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hifaly ny olo-marina satria hitany ny amaliana ny ratsy fanahy;+

      Hiroboka ao anatin’ny ran’izy ireny ny tongony.+

  • Salamo 68:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Horoahinao anie ireny ka hataonao toy ny setroka entin’ny rivotra!

      Toy ny savoka mitsonika eo anoloan’ny afo

      No aoka hahalevona ny ratsy fanahy tsy ho eo anatrehan’Andriamanitra.+

       3 Fa aoka hifaly kosa ny olo-marina;+

      Enga anie izy ireo ho faly be eo anatrehan’Andriamanitra!

      Hiravoravo sy ho faly anie izy ireo!

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara