-
Galatianina 5:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ny nofo sy ny faniriany mantsy manohitra ny fanahy, ary ny fanahy kosa manohitra ny nofo. Ary mifanohitra izy roa ireo, amin’izay ianareo tsy ho afaka hanao an’izay tianareo hatao.+
-