Isaia 55:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho falifaly+ mantsy ianareo rehefa handeha,Ary hiadana+ rehefa hoentina mody. Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+Dia hitehaka daholo ny hazo any an-tsaha.+
12 Ho falifaly+ mantsy ianareo rehefa handeha,Ary hiadana+ rehefa hoentina mody. Hifaly sy hihoby eo anatrehanareo ny tendrombohitra sy ny havoana,+Dia hitehaka daholo ny hazo any an-tsaha.+