Hebreo 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nitalaho sy niangavingavy tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty i Kristy, sady nitaraindraina mafy sy nitomany be,+ tamin’izy teto an-tany.* Dia nohenoina izy satria natahotra an’Andriamanitra.
7 Nitalaho sy niangavingavy tamin’Ilay nahay namonjy azy tsy ho faty i Kristy, sady nitaraindraina mafy sy nitomany be,+ tamin’izy teto an-tany.* Dia nohenoina izy satria natahotra an’Andriamanitra.