-
Jeremia 14:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ry fanantenan’ny Israely ô! Ry Mpamonjy+ azy amin’ny fotoam-pahoriana,
Nahoana no dia toy ny vahiny eto amin’ity tany ity ianao,
Ary toy ny mpanao dia lavitra mijanona eto indray alina monja?
-